Certains éléments de la culture apportent le développement comme la science. Cette dernière apporte des innovations dans la technique humaine. C’est pareil pour l’art qui est une opportunité à la création d’emploi, un rouage dans l’économie.
D’autres éléments sont considérés comme des blocages au développement. Des pratiques locales sont contraires au bon fonctionnement du travail. Elles s’opposent également au respect des droits humains, surtout des droits de la femme et des droits de l’enfant, qui sont qualifiés comme porteur de développement. Grâce à ces droits, chaque membre de la société peut ainsi être acteur de croissance. Les intervenants : Damy Govina, spécialiste en développement culturel et diversité culturelle ; Tiana Ravaloson, Président de l’ONG Tokontany iraisana ; Ny Ranto Rabarson, membre du Raro Aro Mada, défenseur des droits humains débattent sur la question « La culture est-elle un levier ou un blocage au développement ? »
Â
Â
Â
Misy amin’ireo kolontsaina no mitondra fampandrosoana ho an’ilay fiarahamonina. Toy izany izao ny fahaizana na ny siansa. Mitondra ireo zava-baovao mitondra amin’ny fivoarana ny siansa ampifangaroana amin’ny fahaiza-manao. Mitovy amin’izay ihany koa ny zava-kanto. Lalana iray amin’ny famoronan’asa izy ireny ary hahafahana mampiodina ny toe-karen’ny vondrona iray.
Ny sasany amin’ireo kolontsaina kosa anefa dia sakana ho an’ny fandrosoana. Matetika misy ireo fomba amam-panaon’ny vondrona ohatra mifanohitra amin’ny fampandehanan’asa. Misy ihany koa ireo manohitohina ny zon’olombelona, ny zon’ny vehivavy sy ny zon’ny ankizy. Ireo zo ireo izay heverina fa mitondra amin’ny fampandrosona satria mampandray andraikitra ny tsirairay ary manisy lanjany azy ireo. Mahatonga ny olona ao amin’ny vondrona ho tompon’andraikitra amin’ny fampandrosoana. Miady hevitra amin’ity fanontaniana hoe « manandratra sa manakana ny fandrosoana ny kolontsaina ? » ireo mpandray anjara amin’ny ady hevitra : Damy Govina manampahaizana manokana momba ny kolontsaina marolafy ; Ravaloson Tiana, filohan’ny ONG Tokontany Iraisana ; Rabarson Ny Ranto, mpikambana ao amin’ny Rary Aro Mada, mpiaro ny zon’olombelona.