- Les dépenses liées à la production de riz sont très élevées, selon Haja Rabezatovo, un agriculteur dans la Région Alaotra Mangoro : prix de semences et des engrais, couts des mains d’œuvre etc.
- Les bénéfices recherchés par les entrepreneurs sont logiques par rapport aux dépenses investies. L’alternative au riz est envisageable pour le concurrencer sur le marché, évoque Ezekia Razafindrabe, un économiste.
- L’importation du riz à un prix plus bas est une solution prise par le ministère du Commerce et de l’Industrie pour préserver les consommateurs. Une sanction est donnée pour les spéculations. Le plafonnement de prix concerne seulement le riz importé, rapporte Laurencia Razanadrakoto, commissaire du commerce au sein de ce ministère.
- Nambaran’i Rabezatovo Haja, mpamboly vary any Alaotra fa lafo be ny vola atonton’ny tantsaha eo amin’ny famokarana vary : vidin’ny zezika, vidin’ny masomboly, olan’ny rano ary ny karaman’ny mpiasa.
- Mitombina ny fakan’ny tantsaha sy ny mpandraharaha tombony raha mitaha amin’ireo voalaza ireo. Mila manatobaka sakafo hafa mahasolo vary eo amin’ny tsena, hifaninana aminy sy hampidinana ny vidiny hoy Razafindrabe Ezekia, mpahay toe-karena.
- Ny fanafarana vary no vahaolana atolotry ny ministeran’ny Varotra sy ny Indostria ho fitsinjovana ny mpanjifa, misy ny sazy omena an’ireo manafina vary. Ny vary avy any ivelany ihany no ferana ny vidiny hoy Razanadrakoto Laurencia, kaomiseran’ny Varotra eo anivon’ny ministeran’ny Varotra.