Un fond est indispensable pour démarrer un projet : épargner du capital ou faire un prêt bancaire ?
L’économiste et banquier Zo Andriatsitohaina, l’économiste Ezekya Razafindrabe et l’entrepreneur Maria Rakotonanahary discutent sur les enjeux de ces choix
- Le prêt bancaire permet de démarrer en temps voulu un projet mais le remboursement peut mener à un risque de faillite pour les projets non concluants.
- Epargner de l’argent permet d’être indépendant dans la prise de décision et l’éventuel changement de projet mais le capital se dévalorise face à l’inflation.
- La banque ne finance jamais un projet donc un jeune entrepreneur doit capitaliser de fond et faire un prêt bancaire pour le développer en cours de route.
Mila vola hatrany ny tanora hidirana amin’ny fandraharahana : hindram-bola hanombohana azy sa hanangona tsikelikely ?
Miresadresaka mikasika ny tombontsoa sy lafiratsin’ireo safidy ireo i Andriatsitohaina Zo : mpahay toe-karena sady mpiasan’ny banky, Razafindrabe Ezekya, mpahay toe-karena ary Rakotonanahary Maria, mpandraharaha.
- Ahafahana manomboka tetikasa avy hatrany ny findramam-bola any amin’ny banky saingy atahorana ny fibabiana trosa raha misy olana na tsy matotra ilay tetikasa.
- Ahafahana mahaleo tena sy miova tetikasa tampoka ny manangom-bola tsikelikely saingy ela vao mety ahangona izay ilaina rehetra ary mihen-danja hatrany ny sandam-bola manoloana ny fisondrotry ny vidim-piainana.
- Tsy mamatsy tetikasa ny banky fa tsy maintsy manangom-bola hanombohana azy ary rehefa miroborobo sy hita ny tombony vao mindram-bola any amin’ny banky.