Le système éducatif à Madagascar sera réformé. La loi sur l'éducation en général a été décrétée en janvier dernier. Parmi les contenus de cette route figure le remplacement du CEPE par une autre méthode d'évaluation et l'extension de l'enseignement de base à 10 ans. L'une des raisons de ce changement est la prise de conscience par le ministère de l'Éducation qu'il ne répond plus aux besoins des élèves et des enseignants en matière d'éducation.
Suivez les discussions du ministère de l’éducation Nationale et les enseignants à ce sujet dans l’émission Ndao hilaoeky.
Ho asiam-panovana ny rafim-pampianarana eto Madagasikara. Nankatoavina ny volana janoary lasa teo ny lalà na mahakasika ny fanabeazana amin’ny ankapobeny. Anisan’ny voarakitra anatin’ity lalana ity ny fanoloana ny CEPE amin’ny fomba fanombanana hafa sy ny fanitarana hatramin’ny 10 taona ny fampianarana fototra. Antony iray nanovana azy ity ny fahatsapan’ny teo anivon’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena fa tsy mifanaraka amin’ny filan’ireo mpianatra sy mpampianatra eo amin’ny lafiny fanabeazana intsony izy ity. Araho ato anaty fandaharana Ndao hilaoeky ny fifanakalozan-kevitra teo amin’ny ministera sy ny mpampianatra momba izay.