1ere partie : gaspillage alimentaire
La jeune Stannie Rameliarison, entrepreneure, nous parle de séchage de fruits avec la nutritionniste Fanja Rakotondrasoa. Elles s’échangent autour des modes de séchage de fruits et légumes qui permettent de garder les valeurs nutritionnelles de ces aliments. Un procédé qui pourrait être utilisé pour lutter contre le gaspillage alimentaire et même l’insécurité alimentaire.
2e partie : entrepreneuriat des jeunes dans le recyclage
Stannie Rameliarisoa parle ensuite des problèmes que font face les jeunes entrepreneurs actuellement avec Ambinintsoa Razanadrakoto, jeune entrepreneure qui transforme les boites de conserve en objet décoratif. Elles abordent aussi les défis et les obstacles qu’endurent ces jeunes. Mais également, elles partagent leurs expériences et donnent des conseils aux autres jeunes entrepreneurs.
Cette émission a été réalisée dans le cadre de l’émission Echappée Belle de France Télévision.
Tapany voalohany : fandanian-tsakafo tsy ara-drariny
Miresaka mikasika ny fanamainana voankazo sy legiona i Rameliarison Stannie, tanora mpandraharaha mpanamaina voankazo sy legioma miaraka amin’ny teknisianin’ny fanjariantsakafo, Rakotondrasoa Fanja. Mifanakalo amin’ny fomba fanamainana ireo sakafo ireo sy ny fomba fitahirizana ireo otrikaina anatin’ireo sakafo ireo rehefa hamainina izay izy. Fomba iray io hiadiana amin’ny fandanian-tsakafo tsy ara-drariny ary mety tonga hatrany amin’ny fiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo mihitsy aza.
Tapany faharoa : fandraharan’ny tanora amin’ny resaka fanodinana
Miresaka ireo olana sedrain’ny tanora mpandraharaha amin’ny sehatry ny fanodinana i Rameliarison Stannie sy i Razanadrakoto Ambinintsoa, tanora mpandraharaha amin’ny fanodinana kapoka. Resahin’izy ireo ihany koa ny sedra sy ireo sakana ho an’ny tanora. Mizara ny traikefa azon’izy ireo sy manome torolalana ho an’ny tanora mpandraharaha mitovy amin’izy ireo.
Natao ity fandaharana ity tao anatin’ny fandaharana Echappée Belle vokarin’ny France Télévision.