Les jeunes sont moins engagés dans la lutte contre la corruption, s’accordent à dire nos invités. Ils ont avancé plusieurs explications possibles : manque d’informations sur la procédure de dénonciation des cas de corruption, négligence de la conséquence de la corruption, peur d’une vengeance de la part du concerné. Les jeunes n’arrivent pas à distinguer et à reconnaitre un cas de corruption, tellement c’est une pratique ancrée dans la société ajoute Ramalanjaona Marco, président et fondateur du Réseau d’Honneteté et de l’intégrité. Une éducation sur la corruption adaptée aux jeunes et l’explication aux jeunes des conséquences de la corruption sont parmi les solutions proposées par nos invités. Se rassembler dans un réseau des jeunes qui luttent la corruption aide beaucoup à maitriser ce sujet, d’après Andrianasolo Li, Fans Club Studio Sifaka, Ravelohasina Nancy, vice-présidente du RHI auprès d’une université privée et Rakotoson Henintsoa, étudiante de l’ENS.
Sakana iray mahatonga ny tanora ho malaina amin’ny ady amin’ny kolikoly ny tsy fahafantarana ny dingana hatao ahafahana mitoroka izany, ny tsy fahafantarana ny maha kolikoly na tsia ny toe-javatra iray ary ny tahotra ny valifaty avy amin’ny olona iray. Manao kolikoly ny tanora satria efa fombam-piarahamonina ilay izy. Vahaolana hitan’izy ireo hialana amin’izay ny fanabeazana sy fampahafantarana ny maharatsy ny kolikoly ho azy sy ho an’ny firenena. Tombony ho an’ireo tanora mivondrona anaty tambazotra ny fifanentanana sy fifampizarana traikefa momba ny ady amin’ny kolikoly. Miady hevitra amin’izany i Ramalanjaona Marco, filoha sady mpamorona ny vovonan’ny tanora mandala ny rariny sy ny fahitsiana, Andrianasolo Li, Fans Club Studio Sifaka, Ravelohasina Nancy, filoha lefitry ny vovonana RHI eo anivon’ny oniversite tsy miankina iray, Rakotoson Henintsa, mpianatra eo anivon’ny ENS.Â