Le festival Somaroho est l’évènement phare de Nosy Be. Chaque année, c’est plus d’un millier de personnes, dont certaines sont venus de pays lointains, qui se donnent rendez-vous à ce festival. Une aubaine pour soutenir l’économie locale ainsi que les acteurs dans la culture et le tourisme.  Et si c’est possible d’amener ce festival à un niveau supérieur et l’utiliser pour le développement de l’éducation ou de création d’emploi pour les jeunes ? Nos invités : Mr Ousenty venant de l’association « fikambanana Tanora Tonga Saina» ; Mme Laurette, enseignante retraitée et responsable d’éducation de masse et de civisme et Mr Willis, acteur touristique à Mahajanga donnent leur opinion dans Ndao Hilaoeky.
Hetsika iray mampiavaka an’ny Nosy Be ny festival SOMAROHO izay tanterahana isan-taona. Maro ny tombontsoa azon’ireo tompon-toerana sy ny olona izay manantateraka sy manatrika izany ao amin’ny Stade Ambodivoanio, indrindra fa eo amin’ny sehatry ny fizahan-tany. Mety mbola azo velarina kokoa ve ity festival ity mba hitondra fampandrosoana amin’ny lafiny fanabeazana na fampananana asa ho an’ny tanora ? Haneho hevitra momba izay i Mr Ousenty avy amin'ny fikambanana Tanora Tonga Saina, Mme Laurette Mpampianatra retraité tao amin'ny SISCO (éducation de masse et de civisme) ary i Mr Willis izay avy ao amin'ny sehatrin'ny fizahan-tany ao mahajanga ato anatin’ny fandaharana Ndao Hilaoeky.