Ce sont des cas de plus en plus fréquents : un enfant de 6 ans qui passe le BEPC, un enfant de 8 ans qui passe le BEPC ou encore un enfant de 12 ans qui a réussi son baccalauréat. En général, ces enfants exceptionnels ne suivent pas le parcours scolaire normal et sautent plus d’une classe. Comment notre système scolaire s’adapte à ces enfants surdoués ? Doit-on fixer un âge minimum pour passer les examens officiels ? A quel âge un enfant doit-il être inscrit à l’école primaire ?  Nos invités : Vony Andriamanantena, Ratovonony et Ratsimialonarivo Frédéric vont discuter autour de ces questions.
Zava-misy hita matetika eny anivon'ireny sampam-pampianarana eny amin'ny ambaratonga ireny ny ankizy kely taona manala fanadinam-panjakana : 6 taona manala CEPE, 8 taona manala BEPC na 12 taona afaka fanadinana Baccalauréat, ary mahazo « mention » mihitsy. Matetika izy ireo no mandingana kilasy iray na maromaro. Aiza ho aiza ny toeran’ireny ankizy ireny amin’ny rafi-pampianarana ampiasaintsika amin’izao ? Tokony ferana ve ny taona farafahakeliny hahafahana manala fanadinam-panjakana ?  Firy taona no tokony ampidirina mianatra any amin'ny ambaratonga fototra ny zaza iray ?  Ireo vahinintsika ato anatin’ny fandaharana : Vony Andriamanantena, Ratovonony ary i Ratsimialonarivo Frédéric.