Où aller après le baccalauréat ? Etudier dans les universités publiques ? Et pourtant elles sont souvent en grève. Etudier dans les universités privées ? Trop chères et les diplômes ne sont pas forcément habilités. Que faire alors ? Bien choisir son université et surtout sa filière. Deux jeunes étudiants en parlent dans l’émission « Ndao Hilaoeky ».
Mampanontany tena ny tanora matetika ny hoe ho aiza rehefa vita ny bakalorea. Hianatra any amin’ny oniversitem-panjakana ? Mikorontana matetika anefa ny eny. Ho any amin’ny oniversite tsy miankina indray ary ve ? Lafo loatra ny saram-pianarana sady tsy hay na eken’ny fanjakana na tsia ny mari-pahaizana. Inona ary no atao ? Misafidy tsara ny oniversite hianarana fa indrindra ny là lam-piofanana. Io indray no lohahevitra horesahina ao anatin’ny fandaharana « Ndao Hilaoeky ».