La date du premier tour de l’élection présidentielle est fixée pour le 9 novembre 2023 prochain. Pour notre débat du jour, Mamy, notre correspondant a invité 3 jeunes étudiants en droit et en science politique. Quels profils de candidat ces jeunes souhaitent-ils avoir à la prochaine élection ? Tous les trois sont d’accord qu’une expérience réussie dans l’administration publique est indispensable. Viennent ensuite leur vision et leur programme pour le pays. Notamment si le candidat est sensible aux besoins et aux compétences des jeunes malgaches. Rio, étudiant en sciences politiques insiste sur l’importance de faire parti d’un parti politique reconnu et crédible. Archi et Hanitriala, quant à elles, s’attendent à un candidat fiable, qui a fait déjà ses preuves dans le passé, et qui mérite réellement sa place.
Amin’ny 9 novambra no anaovana ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Nanasa tanora telo mianadahy i Mamy, mpanao gazety mpiara-miasa aminay, mba haneho hevitra ny amin’ny hoe inona ny andrasan’izy ireo amin’ireo kandida ho filoham-pirenena. Samy nanaiky izy telo mianadahy fa tena ilaina ny traikefa amin’ny fitantanana firenena na raharaham-panjakana. Eo ihany koa ny vina sy ny fandaharanasa tian’izy ireo tanterahana. Toy ny hoe tena liana amin’ny fampandrosoana ny tanora malagasy sy ny fahaiza-manao ananany ve izy ireo. Rio, mpianatra amin’ny Sciences Politiques, maniry raha olona efa niaina sy nandalo tanaty antoko politika na nianatra momba izany no hirotsaka filoham-pirenena. Archi sy Hanitriniala kosa, mpianatra lalà na, dia manantena olona azo antoka, efa nahavita naneho fa hainy ny mitondra firenena ary mendrika ny toerany.Â