Dans cette émission ‘Ndao Hilaoeky, les intervenants vont donner leurs opinions et leurs positions concernant l’éducation sexuelle des jeunes à Madagascar. Pour cela, nous avons invité une étudiante, un sociologue et une mère de famille. Le Ministère de l’Education Nationale a rappelé que les jeunes manquent d’informations et d’éducations sexuelles complètes et à temps dans son rapport sorti en 2022. L’éducation sexuelle fait partie de l’éducation de base, influençant le choix et la prise de décision des jeunes dans l’avenir selon le sociologue Zo Rabearison. L’étudiante et la mère de famille insistent sur l’importance de l’éducation sexuelle dans un foyer. Suivez les détails dans l’émission jusqu’à la fin.
Ny fanabeazana ara-pananahana ny tanora indray no lohahevitra resahintsika ato anaty fandaharana ‘Ndao Hilaoeky. Vahiny telo no hiaraka hitafa amintsika dia i Christina mpianatra, Zo Rabearison mpahay fiaraha-monona ary i Mme Lala renim-pianakaviana. Araka ny tatitra navokan’ny Ministeran’ny Fanabeazana Nasionaly ny taona 2022 dia tsy manana fahafahana sy tsy mahazo vaovao momban’ny fananahana feno sy ara-potoana ny tanora malagasy. Ny fanabeazana ara-pananahana nefa dia isan’ny fanabeazana fototra afahan’ny tanora hahay hitondra tena sy mandray fanampahan-kevitra tsara, alohan’ny hirosoany amin’ny firaisana ara-nofo hoy Zo Rabearison mpahay fiaraha-monina. I Christina si Mme Lala kosa dia samy manamafy fa tena ilaina mihintsy io fanabeazana ara-pananahana io ao antokatrano. Araho ary ny resadresaka nifanaovanay tamin’izy ireo teto amin’ny fandaharana.