L’abandon de nouveaux nés est devenu un phénomène fréquent depuis quelques temps, partagé sur le réseau social Facebook. Il y en a ceux retrouvés déjà morts mais il y a aussi des survivants. Ce phénomène a été constaté en 2021 et actuellement cela recommence de nouveau cette année. Seulement le mois de Juillet 2023, on a recensé 3 cas dont 2 à Antananarivo dans des bacs à ordures, tous morts. Et 1 autre à Sambava qu’on a jeté dans les buissons mais a survécu. Nous allons décortiquer ce phénomène avec le sociologue Lanto Ratsida, une mère de famille Noelina et un jeune étudiant Andry dans notre émission ‘Ndao Hilaoeky.
Tranga iray niha nahazo vahana indray amin’izao ny fanariana zaza menavava, izay hita mameno ny tambanjotran-tserasera Facebook. Misy ireo efa maty vao hita ary misy koa ny mbola velon’aina. Tany amin’ny taona 2021 tany no nirongatra izy io ary izao niverina izao indray. Ohatra amin’izany izao ny zaza 2 hita faty tao anaty dabam-pako teto Antananarivo ary ny 1 kosa tany Sambava izay mbola velon’aina tao anaty lobolobo. Hiresadresaka io tranga io isika hiaraka amina mpahay fiarahamonina Lanto Ratsida, renimpianakaviana iray Noelina ary tanora mpianatra 1 Andry.