Certains animaux sauvages tels que les lémuriens, les tortues ou encore certaines espèces de serpents sont classifiés interdits de domestication, dans la loi malgache 2006-400 sur les catégories de faunes sauvages à Madagascar. Pourtant, beaucoup de personnes aspirent à les avoir chez eux comme animaux de compagnie, les vendent ou les achètent illégalement. Quelle est la vraie origine de ces interdictions et comment faire respecter la loi sur la préservation de ces catégories d’animaux à Madagascar ? Le président de l’organisation de lutte contre le trafic de tortues, Tortule survival Alliance ou TSA Madagascar, Docteur Randriamahazo Herilala et le jursite environnemental Raharijaona Tombontsoa en discutent.
Voasokajy ho tsy azo trandrahana, tezaina na amidy ireo karazana biby dia maro toy ny gidro, ny sokatra na ihany koa ireo karazana bibilava sasany, araka ny lalà na 2006-004 mamaritra ireo sokajina biby dia eto Madagasikara. Betsaka anefa ireo olona mitaiza azy ireny, mamarotra amin’ny fomba tsy ara-dalà na na mividy azy ireny eto amintsika. Inona no tena antony hanasokajiana azy ireo ho tsy azo ompiana ? Ary ahoana ny fomba hamaparahana ny lalà na miady amin’izany eto amintsika ? Ny filohan’ny fikambanana miaro ny sokatra TSA Madagasikara, Docteur Randriamahazo Herilala sy ny mpahay lalà na ara-tontolo iainana Raharijaona Tombontsoa no miresaka mikasika izany.