Entreprendre ou travailler pour une entreprise ? Ça reste encore un problématique pour les jeunes après leurs études. A Madagascar, les travailleurs sont encore plus nombreux que les entrepreneurs ; selon les chiffres de l’OIT. TODISOA Tania, jeune ; RAMAHAVALISOA Thonny, entrepreneur ; et Dera Valisoa, salarié se débattent et expliquent leurs choix sur ces deux options.Â
Handraharaha sa hiasa amin’ny orinasa ? Isan’ny fanontaniana manahirana ny tanora vao nahavita fianarana foana izany. Eto Madagasikara dia betsaka kokoa ny miasa amin’ny orinasa noho ny mandraharaha raha ny tarehimariky ny fikambanana iraisam-pirenena momban’ny asa. Adihevitra mahakasika izay niarahana tamin’i TODISOA Tania, tanora ; RAMAHAVALISOA Thonny, mpandraharaha ary Dera Valisoa, mpiasa amina orinasa.