La façon dont on éduque son enfant est une préoccupation pour chaque famille. Dans la société malgache, les idées se divergent entre parents. Il y a ceux qui encouragent encore les punitions physiques en pensant que c’est le meilleur moyen de pouvoir les corriger. D’un autre côté, certains le qualifient de violence et se penchent plutôt vers des alternatives plus pacifiques. Comment parvenir à une éducation réussite des enfants dans la non-violence ? Majelo Jean et Olivia, Deux parents qui ont deux façons différents en discutent avec l’éducateur Tilahy Ramanamahandry dans l’émission « Ndao hilaoeky ».
Manahirana ny fomba fitaizana ankizy ao an-tokatrano ankehitriny. Mifanipaka ireo hevitra amin’ny samy ray aman-dreny eo amin’ny fiaraha-monina Malagasy. Ao ireo mbola manohana fa mahomby ny fanitsiana zaza amin’ny alalan’ny sazy ara-batana toy ny kapoka. Misy kosa ireo mihevitra izany ho herisetra ka miditra kokoa amin’ny vahaolana hafa. Ahoana no hahatongavana amin’ny fanabeazana mahomby kanefa tsy misy herisetra? Miady hevitra mikasika izany I Majelo Jean sy Olivia, ray aman-dreny, miaraka amin’ny mpanabe Tilahy Ramanamahandry.