En mois d’octobre dernier, après Toliara, l’équipe du Studio Sifaka était à Fianarantsoa. 22 femmes journalistes de la province de Fianarantsoa ont organisé un débat public sur le thème : « La situation sociopolitique actuelle face aux défis d’une élection libre, inclusive et acceptée par tous » dans le cadre de pratique de formation sur la couverture journalistique des élections et la réalisation d’un débat radiophonique.
Ramaroson Harisy, coordonnatrice régionale KMFCNOE Haute Matsiatra, ANDRIAMAHAINGO Marie Simon Joseph, membre de la plateforme régionale des organisations des société civile Haute Matsiatra, RAZAFINDRAMANANA Jean Marc, président Jeune TGV Fianarantsoa, RASOLOFOFENOMANANA Elysée, vice-président du parti Tiako i Madagasikara Fianarantsoa en étaient leurs invités.
Cette formation rentre dans le cadre du projet MANDA : « Projet d’Appui à la lutte contre les violences et le harcèlement sexuel envers les femmes journalistes à Madagascar », mise en œuvre par Studio Sifaka, en partenariat avec l’Ordre des Journalistes de Madagascar et soutenue par l’UNESCO à travers le Programme International pour le Développement de la Communication.
Tamin’ny volana oktobra teo, tao aorian’ny tany Toliara dia nikarakara ady hevitra ankalamanjana ireo vehivavy mpanao gazety avy ao amin’ny faritan’i Fianarantsoa, tao aorian’ny fiofanana nomena azy ireo mahakasika ny fikirakirana vaovao momban’ny fifidianana sy ny fanaovana ady hevitra amin’ny onjampeo.
« Azo heverina ve ny hisiana fifidianana madio, mampiaty sy eken’ny rehetra manoloana izao toe-draharaham-pirenena izao » no lohahevitra tamin’izany. Ramaroson Harisy, mpandrindram-paritry ny KMFCNOE Matsiatra Ambony, ANDRIAMAHAINGO Marie Simon Joseph, mpikambana ao amin’ny Plateforme régionale des organisations des société civile Matsiatra Ambony, RAZAFINDRAMANANA Jena Marc, filohan’ny Jeune TGV Fianarantsoa sy RASOLOFOFENOMANANA Elysée, filoha lefitry ny antoko Tiako i Madagasikara Fianarantsoa no vahinin’izy ireo tamin’izany.
Ity fiofanana ity dia fanatanterahana ny tetik’asa MANDA, hiarovana ireo vehivavy mpanao gazety eto Madagasikara amin’ny fanararaotana sy herisetra ara-nofo, tontosain’ny Studio SIFAKA, miaraka amin’ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara izay tohanan’ny UNESCO amin’ny alalan’ny fandaharan’asa iraisam-pirenena ho an’ny fampandrosoana ny serasera.