Les femmes journalistes de province de Fianarantsoa ont organisé un débat public sur le thème : « La participation des femmes dans la vie politique à Madagascar » dans le cadre pratique de la formation sur la couverture journalistique des élections et la réalisation d’un débat radiophonique.
RANDRIATSIMIHANTA Laza Vonjy, directrice régionale des mines et ressources stratégiques Haute Matsiatra, RAKOTOMALALA Mamy Elie, président des étudiants en droit à Fianarantsoa, RAKOTOZAFINIRAINY Lovasoa, acteur en genre étaient leurs invités.
Cette formation rentre dans le cadre du projet MANDA : « Projet d’Appui à la lutte contre les violences et le harcèlement sexuel envers les femmes journalistes à Madagascar », mise en œuvre par Studio Sifaka, en partenariat avec l’Ordre des Journalistes de Madagascar et soutenue par l’UNESCO à travers le Programme International pour le Développement de la Communication.
Nikarakara ady hevitra ireo vehivavy mpanao gazety avy ao amin’ny faritan’i Fianarantsoa, tao aorian’ny fiofanana nomena azy ireo mahakasika ny fikirakirana vaovao momban’ny fifidianana sy ny fanaovana ady hevitra amin’ny onjam-peo. « Ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy amin’ny raharaha politika eto Madagasikara » no lohahevitra tamin’izany.
RANDRIATSIMIHANTA Laza Vonjy, talem-paritry ny harena an-kibon’ny tany ao Matsiatra Ambony, RAKOTOMALALA Mamy Elie, filohan’ny mpianatra lalà na ao Fianarantsoa, RAKOTOZAFINIRAINY Lovasoa, mpisehatra momban’ny mahalahy sy ny mahavavy no niady hevitra momba izany.
Ity fiofanana ity dia fanatanterahana ny tetik’asa MANDA, hiarovana ireo vehivavy mpanao gazety eto Madagasikara amin’ny fanararaotana sy herisetra ara-nofo, tontosain’ny Studio SIFAKA, miaraka amin’ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara izay tohanan’ny UNESCO amin’ny alalan’ny fandaharan’asa iraisam-pirenena ho an’ny fampandrosoana ny serasera.