COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Lors du débat chez Studio Sifaka

Journée mondiale de la Radio : la radio informe, éduque et divertit

A l’occasion de la journée mondiale de la radio, le 13 février, Studio Sifaka a organisé un débat autour du rôle de la radio : informer, éduquer et divertir. Les intervenants, Fetra Rakotondrasoava – Secrétaire Général au Ministère de la communication, Jean-Claude Andrianaivo – journaliste ancien et enseignant, Dina Rakotomanga – jeune journaliste ont discuté des émissions radio qui devraient assurées ce rôle de la radio avec des contenus à la fois informatifs, éducatifs et divertissants. Ils ont également traité de l’accès à l’information des journalistes. « Si la porte est fermée, on entre par la fenêtre. Et même si la fenêtre est fermée, on trouve d’autres façons d’entrer » ont argumenté les intervenants. Jean-Claude Andrianaivo a surtout insisté sur le fait que c’est au journaliste de trouver les informations. Et à par ce rôle de la radio, nous avons discuté de l’avenir de la radio face à l’avancée technologique. Les intervenants sont unanimes sur le fait que la technologie ne surpassera jamais la radio et qu’au contraire elle devrait être exploitée pour donner une valeur ajoutée à la radio.

Par la diffusion du débat sur les radios partenaires du Studio Sifaka durant cette journée mondiale de la radio, l’émission a aussi été diffusée sur la radio nationale malgache le 18 février.

Studio Sifaka · 2024-02-13 Fandaharana NDAO HILAOEKY - JOURNEE MONDIALE DE LA RADIO

Nikarakara adihevitra mahakasika ny anjara asan’ny radio (manome vaovao, manabe, mampiala voly) ny Studio Sifaka nandritra ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny radio ny 13 febroary. Nandray anjara tamin’izany i Fetra Rakotondrasoava – Sekretera Jenaraky ao amin’ny ministeran’ny serasera, Jean-Claude Andrianaivo – mpanao gazety tranainy, Dina Rakotomanga – mpanao gazety tanora. Noresahina nandritra izany fa tokony mahafeno ireo anjara asan’ny radio ireo ny fandaharana iray, izany hoe sady tokony hanome vaovao no hanabe no hampiala voly. Niresaka ny fahafahan’ny mpanao gazety mahazo vaovao ihany koa ireo mpandray anjara : « raha midy ny varavara dia miditra amin’ny varavarankely. Fa na dia mihidy aza ny varavaran-kely dia tokony mitady fomba hahazoana ilay vaovao ny mpanao gazety ». Nanamafy i Jean Claude Andrianaivo fa anjara asan’ny mpanao gazety ny mitady voavao fa tsy toloram-potsiny izy. Ankoatra izay anjara asan’ny radio izay dia noresahina nandritra ny fandaharana ihany koa ny ho avin’ny radio manolona ny fivoaran’ny teknolojia. Mitovy hevitra ireo mpandray anjara fa tsy ho fatin’ny teknolojia ny radio ary tokony hanampy amin’ny fivoaran’ny radio aza ny teknolojia.

Ankoatran’ny fandefasana ny adihevitra tamin’ireo radio mpiara-miasa amin’ny Studio Sifaka ny andron’ny 13 febroary io dia nandefa izany ihany koa ny radio nasionaly malagasy ny 18 febroary.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter