Même si la poursuite d’études supérieures n’est pas une condition sine qua non de la réussite financière, cela aide toujours les jeunes à affronter le monde du travail. Ceux qui n’ont pas pu poursuivre leurs études peuvent toujours suivre des formations professionnelles pour acquérir les connaissances et expériences nécessaire pour réussir. Lanto Ratsida - sociologue au sein de l’Observatoire de la jeunesse, Lucky Rajaobelison - Conseiller d’orientation scolaire et professionnel, et Sylviane Ranaivontiavina – sociologue et entrepreneure, discutent des caractères que les jeunes devraient avoir pour réussir financièrement et professionnellement.
Na dia tsy fepetra mamaritra ny fahombiazana ara-bola aza ny fanohizana fianarana ambony, dia isan’ny manampy ny tanora hiatrika ny tontolo ny asa foana izany. Ireo izay tsy afaka nanohy kosa dia afaka manaraka karazana fampiofanana hafa, ahazoany ny traikefa sy ny fahaiza-manao ilainy ahombiazany. Miresadresaka momba ireo toetoetra mila hananan’ny tanora raha te hahomby ara-bola sy eo amin’ny tontolo ny asa Lanto Ratsida - mpandinika fiarahamonina avy eo amin’ny Observatoire de la jeunesse, sy Rajaobelison Lucky – Conseiller d’orientation scolaire et professionnel, ary Ranaivontiavina Sylviane – Mpandinika fiarahamonina sady mpandraharaha.