Le Président de la République a procédé à un remaniement du gouvernement la semaine dernière. L’équilibre régional a été pris en compte dans ce nouveau gouvernement. Mais qu’est ce qui est le plus important dans la gouvernance, l’origine ou les compétences ? Rasambany Alain Désiré, membre de l'association Fizafato (Fikambanan’ny Zanak’i Toliary) et Rivo Razaf, sociologue, en parlent dans l’émission Ndao Hilaoeky.
Vao niroso tamin’ny fanendrena ny mpikambana vaovao anatin’ny governemanta ny filoham-pirenena malagasy ny herinandro lasa teo. Nomena lanja ny fifandanjana isam-paritra na ny équilibre régional ao anatin’ity governemanta ity. Fiaviana ve sa fahaiza-manao no jerena rehefa miresaka fampandrosoana ? Rasambany Alain Désiré, mpikambana ao anatin’ny Fizafato (Fikambanan’ny Zanak’i Toliary) sy Rivo Razaf, mpandinika fiaraha-monina no hiresaka izany anatin’ny fandaharana Ndao Hilaoeky.
Â