COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

©Freepik
Portrait homme afro-américain jour inscription électeurs

C’est quoi le cycle électoral ?

Le cycle électoral désigne le processus électoral dans son ensemble. Ce cycle est composé de trois grandes étapes qui se renouvellent sans cesse : la période pré-électorale, pendant l’élection, et celle de la post-électorale.

La CENI est appelée à organiser 3 élections au suffrage universel direct, dont les élections législatives, l’élection présidentielle, les élections communales et municipales ; 3 autres élections au suffrage universel indirect qui sont les élections sénatoriales ainsi que les élections régionales et provinciales.

C’est dans la première phase, c’est à dire avant l’élection que toutes les préparations ont lieu. Il s’agit de faire les suivis des cadres juridiques, des lois et textes concernant l’élection. Là aussi, la planification de mise en œuvre telle que le calendrier électoral, les budgets alloués aux élections, la refonte ou bien la révision annuelle de la liste électorale, l’éducation citoyenne, ainsi que la campagne électorale y sont comprises. Nous sommes actuellement dans la phase pré-électorale.

Les deux autres phases du cycle électoral seront évoquées dans les prochaines épisodes.

Studio Sifaka · 2023-04-27 DECRYPTAGE - CYCLE ELECTORAL VM

Inona avy no mandrafitra ny zotram-pifidianana na “cycle électoral » iray ?

Ny lalana rehetra diavina amin’ny fifidianana no resahina ao anatin’ny zotram-pifidianana. Misy foana izy io araka izany ary mitohy tsy misy fihatoany. Fifidianana enina no kirakirain’ny CENI ao anaty zotram-pifidianana na cycle électoral iray. Fifidianana mivantana ny telo amin’ireo, toy ny fifidianana solombavam-bahoaka, fifidianana filoham-pirenena ; ben’ny tanàna sy mpanolon-tsaina. Ny telo kosa fifidianana tsy mivantana, tafiditra ao ny fifidianana loholona ary koa ny fifidianana eny anivon’ny faritra sy renivohi-paritany.

Dingana telo lehibe no mandrafitra ny zotram-pifidianana : mialoha, mandritra ary aorian’ny fifidianana. Ny dingana voalohany no horesahina androany.

Ao amin’ny dingana mialohan’ny fiidianana no atao ny fanomanana rehetra. Mandritra izany no hanaraha-maso na hikitihana ny lalàna sy andinin-dalàna mifehy ny fiidianana. Ao ihany koa no handaminana ny drafitra rehetra toy ny tetiandrom-pifidianana, ny teti-bola hampiasaina, ny fanavaozana tanteraka na ny fizahana isan-taona ny lisim-pifidianana, ny fanabeazana olom-pirenena, ary indrindra ny fampielezan-kevitra. Mbola tafiditra tanteraka ao anatin’io dingana voalohany io isika amin’izao fotoana izao.

Horesahina amin’ny fandaharana manaraka indray ireo dingana roa hafa.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter