La loi organique relative au régime général des élections et des referendums, définit que le vote se fait seulement pendant le jour de scrutin. C’est la CENI qui propose la date et au gouvernement de le valider.  Le scrutin est ouvert à six heures et clos à dix-sept heures. C’est au cours de ces quelques heures que les différents observateurs peuvent voir directement le déroulement du scrutin et contribuent au contrôle des bulletins de vote.
Une fois que le vote est terminé, le bureau de vote passe directement au dépouillement. Le dépouillement est ouvert public et doit être obligatoirement effectué dans un bureau de vote ouvert.Â
- Aux membrex de BV de dresser publiquement le PV incluant le nombre de votants ce jour qu’il faudra comparer avec le nombre de vote. Si les deux chiffres ne sont pas compatibles, on doit le mentionner dans le PV
- Le PV doit etre signé au moins par 3 membres du bureau de vote avant de l’envoyer au SRMV
- Le président du BV déclare publiquement le résultat et l’affiche au BV
Inona avy no atao mandritra ny androm-pifidianana ?
Ny andro hanaovana ny fifidianana dia efa voafaritra mialoha, daty natolotry ny ceni ary nankatoavin’ny governemanta. Manomboka amin’ny enina maraina ka hatramin’ny 5 hariva ny ora hanaovana ny fandatsaham-bato. Anatin’io fotoana io no ahafahan’ny mpanara-maso rehetra mahita mivantana ny fizotran’ny fandatsaham-bato.
Aorian’ny amin’ny 5 ora dia miditra amin’ny fanisam-bato. Azon’ny rehetra atrehina izany ary tsy maintsy hatao amina efitrano misokatra ny varavarana ary vakiana amin’ny feo mafy sy miadana tsara ny safidy anaty vato iray.
- Ny mpikamban’ny biraom-pifidianana no manao ny fitanana an-tsoratra ny isan’ny mpifidy tonga tao izay tokony hitovy amin’ny isan’ny vato ihany koa. Raha sanatria tsy mifanandrify ireo dia tsy maintsy marihina ao anatin’ny fitanana an-tsoratra.
- Ambaran’ny filohan’ny biraom-pifidianana amin’ny vahoaka tonga ao ny voka-pifidianana
- Soratana eo imasom-bahoaka ny fitanana an-tsoratra, soniavin’ny mpikambana telo amin’ny biraom-pifidianana alefa any amin’ny SRMV