Il existe 8 principes fondamentaux de la campagne électorale, selon la loi électorale. Voici 4 de ces principes :
- Le respect de l’unité nationale et de l’esprit du Fihavanana Malagasy.
- La neutralité de l'administration et l’impartialité des services publics ; c’est-à -dire que les fonctionnaires doivent faire preuve d'impartialité dans l'exercice de leurs fonctions, en prenant des décisions basées sur la loi, les règlements et les politiques établis, plutôt que sur des considérations politiques, partisanes ou personnelles.
- L'impartialité du service public de la communication audiovisuelle assurée par les services de radiodiffusion et de télévision publics et les entreprises de radio et de télévision privées.
- L'équité et l'égalité des chances entre tous les candidats.
Inona avy ireo foto-kevitra fototra amin’ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana ?
Miisa 8 ny foto-kevitra fototra amin’ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana, araka ny lalà m-pifidianana. Ireto misy 4 amin'ireo foto-kevitra fototra ireo :
- Fanajana ny firaisam-pirenena sy ny Fihavanana Malagasy.
- Ny tsy fiandaniana eo amin’ny fitantanana sy ny tsy fiandaniana ny asam-panjakana; izany hoe tsy miangatra ny mpiasam-panjakana amin'ny fanatanterahana ny andraikiny, ka mila mandray fanapahan-kevitra mifototra amin'ny lalà na, amin’ny fitsipika ary ny politika napetraka, fa tsy amin'ny fiheverana ara-politika, na miandany manokana.
- Ny tsy fiandanian’ny sampan-draharaham-panjakana misahana ny haino aman-jerim-panjakana sy ny haino aman-jery tsy miankina amin’ny fanjakana.
- Ny tsy fiandanian’ny toeram-pivavahana. Izany hoe tsy tokony hiandany na hanohana kandidà , antoko politika na firehan-kevitra manokana ny fikambanana ara-pivavahana mandritra ny fotoam-pifidianana.