Il est interdit à tout fonctionnaire civil ou militaire et agent non encadré de l’Etat et des Collectivités Territoriales Décentralisées, de participer à la campagne électorale en vue de faire voter pour un candidat, une liste de candidats ou une option.
Aucune annonce majeure liée à , ou visant à créer, une perception favorable envers un parti politique, un candidat ou une liste de candidats ne doit être faite par l’Administration de l’Etat ou des Collectivités Territoriales Décentralisées pendant la période de la campagne électorale, y compris les inaugurations officielles.
L’usage de ressources administratives, notamment l’accès à des équipements publics dont les véhicules et les bâtiments administratifs, visant à promouvoir des activités de campagne électorale ou référendaire, est interdit.
Midika inona ny tsy fiandanian’ny sampan-draharaham-panjakana mandritra ny fampielezan-kevitra ?
Midika izany fa tsy azon’ny mpiasam-panjakana atao, na sivily izy na miaramila, sy ny mpiasa hafa tsy fehezin’ny fanjakana mivantana, ary ny mpiandraikitra fitsinjaram-pahefana ny mandray anjara amin’ny fampielezan-kevitra mba hampandaniana kandidà , na lisitra kandidà na safidy iray.
Tsy azon’ny fitondram-panjakana sy ny rafitra fitsinjaram-pahefana atao ny manao fanambarana mety hanatsara endrika antoko pôlitika iray, kandidà na lisitra kandidà , mandritra ny fotoana fampielezan-kevitra, ka tafiditra ao anatin’izany ireo fitokanana amin’ny fomba ôfisialy.
Tsy azo atao ny mampiasa ny harem-panjakana, indrindra ny fananana iombonana toy ny fitaovam-pitaterana sy ny tranom-panjakana, raha toa ka ampiasaina hampielezan-kevitra amin’ny fifidianana na fitsapan-kevi-bahoaka izany.
Â