Nous sommes actuellement en période électorale. Les citoyens, la société civile et surtout les partis politiques ont un grand rôle à jouer à cet égard. Interview avec Livarijaona Tafita Toussaint, le secrétaire général du parti politique Antoko politika Madio ou APM. Il nous a parlé du rôle des partis politiques pendant la période électorale, l’éducation politique pour les membres. Et le travail des partis politiques pendant le jour de scrutin.
Efa tafiditra ao anatin’ny vanim-potoanan’ny zotram-pifidianana isika amin’izao fotoana izao. Samy manana anjara goavana ao anatin’izany ny olom-pirenena, ny firaisamonim-pirenena ary indrindra ny antoko politika. Fanazavan’ i Livarijaona Tafita Toussaint, Sekretera Jeneralin’ny Antoko Politika Madio mikasika ny anjara andraikitry ny antoko politika mialohan’ny fotoam-pifidianana,  ny fifampitaizana ara-politika ho an’ny mpikambana ao anatina antoko politika ary ny anjara asan’ny antoko politika amin’ny andron’ny latsabato sy ny mahasamihafa ny asa ataon’ny antoko politika sy ny firaisamonim-pirenena.Â