COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

©Freepik
Journée internationale de la démocratie

Est-ce que je peux toujours voter si je viens de déménager ?

Cela dépend de la mode d’inscription de l’électeur à la liste électorale. S’il a déjà été inscrit mais qu’il vient de changer de résidence, il est automatiquement radié de la liste électorale de sa localité d’origine. Son inscription est portée d’office sur celle de sa nouvelle localité et donc, la dernière inscription annule d’office les inscriptions précédentes. Pour cela, il doit apporter une pièce justifiant son aménagement, et le déclarer au fokontany.

L’électeur a un choix, s’inscrire de nouveau, ou voter dans sa localité précédente. Par contre, il doit respecter le délai prescrit. Cependant, l’électeur doit vérifier son inscription dans un délai de vingt (20) jours après l’affichage de l’avis de dépôt de la liste électorale au bureau du Fokontany. Au-delà de ça, il perd malheureusement tout droit de réclamation à s’inscrire dans la liste électorale.

Studio Sifaka · 2023-07-20 Fandaharana _DECRYPTAGE VOTE ET DEMENAGEMENT VM

Ahoana no ahafahako mifidy raha hoe vao avy nifindra trano aho ?

Miankina amin’ny fomba nisoratany anarana ao amin’ny lisitry ny mpifidy izany. Raha toa ka efa voasoratra tao anaty lisitry izy tany amin’ny toerana nonenany taloha, dia voafafa ho azy ao anaty lisitra izy izany raha mifindra trano fonenana amina fokontany vaovao hafa, ny fokontany no mampandre ny Ceni mikasika izany. Tokony hafindra any amin’io toeram-ponenany vaovao io araka izany ny anarany raha ny tokony ho izy. Mila tafiditra ao anatin’ny fe-potoana voafaritra anefa ny fampidirana io anarany io.

Manan-tsafidy ilay mpifidy eto, na izy any amin’ny fokontany nisy azy taloha ihany no mifidy, na hanoratra anarana any amin’ilay fokontany vaovao. Mila mijery ny anarany any amin’ny fokontany izy ao anatin’ny 20 andro, taorian’ny fanambarana ny fanamarihana ny anaran’ny mpifidy eny amin’ny biraom-pokontany. Raha tsy tafiditra ao mandritra io fe-potoana io kosa anefa ny anarany, dia very ny zo hahafahany miditra anaty lisitra, izany hoe mijanona any amin’ilay lisitra teo aloha.  

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter