COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

©Matthias Wewering de Pixabay
Les infractions à ne pas commettre lors d'une campagne

Campagne électorale : quelles sont les infractions ?

Il y a dix infractions punies d’une peine d’amende ou d’emprisonnement dans la loi sur les élections. Aujourd’hui, on va parler de celles qui concernent directement l’administration publique. 

Par exemple, l’outrage aux autorités ou l’offense aux Institutions de l’Etat Malagasy lors d’une campagne électorale est passible d’un emprisonnement et d’une amende.

Les fonctionnaires civils ou militaires, les agents non encadrés de l’Etat et des Collectivités Territoriales Décentralisées qui participent à la propagande électorale, en vue de faire voter pour un candidat à ses heures de service sont aussi punis par la loi.

De même pour les non-fonctionnaires exerçant une haute fonction ou un haut emploi civil de l’Etat.

L’usage de ressources administratives à des fins de propagande électorale entraîne l’annulation des voix obtenues par le candidat mis en cause, dans les localités où l’infraction a été constatée, et est puni d’une peine de deux à cinq ans d’emprisonnement. Pareil pour le détournement de fonds et biens publics à des fins de propagande électorale.

Studio Sifaka · 2023-09-14 DECRYPTAGES - INFRACTIONS CAMPAGNE ELECTORALE VM

Inona avy moa izany ireo fandikan-dalana rehefa fotoanan’ny fampielezan-kevitra ?

Misy fandikan-dalàna folo voasazy amin'ny onitra na fanagadrana ao amin'ny lalàna momba ny fifidianana fa ireo mifandray amin'ny fitantanan-draharaham-panjakana no entina androany.

Ny fanaovana tsinontsinona ny manam-pahefana na andrim-panjakana mandritra ny fampielezan-kevitra dia mety hampigadra na handoavana sazy na lamandy.

Ireo mpiasam-panjakana sivily na miaramila, sy avy amin’ireo vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana izay mandray anjara amin'ny fampielezan-kevitra mandritra ny ora fiasan'izy ireo dia sazian'ny lalàna.

Toy izany koa ireo tsy mpiasam-panjakana nefa manao asa ambony na mpiasam-panjakana ambony.

Ny fampiasana fitaovam-panjakana sy ny tombotsoa azo amin'ny maha manampahefana ho an'ny fampielezan-kevitra dia miteraka fanafoanana ny vato azon'ny kandidà voasaringotra amin’izany, any amin'ny toerana misy ny fandikan-dalàna, ary azo saziana roa ka hatramin’ny dimy taona an-tranomaizina. Torak’izany koa ny fanodinkodinana ny volam-panjakana sy ny fananam-panjakana ho an’ny fampielezan-kevitra.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter