Nous avons déjà parlé des 4 premiers principes fondamentaux de la campagne électorale parmi les 8 cités dans la loi électorale. Voici les 4 autres : Â
- La transparence des sources de financement des campagnes électorales et de l’utilisation des fonds y affectés. C’est pour permettre aux candidats de faire une concurrence égale.
- Le respect de l'intégrité physique, de l'honneur et de la dignité des candidats et des électeurs.
- Le respect de l'intégrité de la vie privée et des données personnelles des candidats.
- La non-incitation à la haine et à la discrimination pour préserver l’ordre public.
Inona avy ireo foto-kevitra fototra amin’ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana ?
Efa noentina tamintsika ireo foto-kevitra efatra tamin'ireo 8 voalazan’ny lalà na mifehy ny fifidianana eto amintsika.  Ireto ary ireo foto-kevitra efatra ambiny :
Fangaraharan'ny famatsiam-bola ampiasain’ny kandida mandritra ny fampielezan-kevitra mba hisian’ny fitoviana eo amin’ny fifaninana atao.
Fanajana ny fahamendrehana ara-batana, ny haja ary ny hasin’ny kandidà sy ny mpifidy.
Fanajana ny fiainana manokan’ny kandida sy ny mombamomba azy.
Tsy tokony mandrisika fiteny na fihetsika mifono fankahalana sy fanavakavahana hitandrovana ny filaminam-bahoaka.