COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

©Studio Sifaka
La Haute Cour Constitutionnelle

Qu’est-ce que la Haute Cour Constitutionnelle ou HCC ?

La Haute Cour Constitutionnelle (HCC) est l'institution suprême chargée de contrôler la conformité à la Constitution des actes législatifs et réglementaires. Elle règle aussi les conflits de compétence entre les institutions de l'État et les collectivités territoriales décentralisées, et statue sur le contentieux électoral.

Selon la Constitution en vigueur, la HCC doit être composée de neuf membres : trois nommés par le Président de la République, deux désignés par l'Assemblée Nationale, deux par le Sénat et deux autres élus par le Conseil Supérieur de la Magistrature. Ils sont choisis en raison de leur compétence juridique et doivent avoir une pratique suffisante dans ce domaine.

Ces membres sont nommés pour un mandat de sept ans, non renouvelable, selon l’article 114 de la Constitution.

Studio Sifaka · 2023-10-24 DECRYPTAGE - HCC VM .mp3

Inona no atao hoe Fitsarana Avo Momba ny Lalam-panorenana na HCC ?

Ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana (HCC) no andrim-panjakana faratampony manara-maso ny fampanajana ny Lalàm-panorenana. Izy no mamaha ny fifanolanana eo amin'ireo andrim-panjakana sy ireo vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana. Andraikiny koa ny mametraka ireo fitsipika momba ny disadisa mandritra ny fifidianana raha misy izany.

Ny fantatro izao hoe izy no tompon'andraikitra amin'ny fanambarana ireo voka-pifidianana ofisialy amin'ny fifidianana filoham-pirenena, mpanao lalàna ary fitsapan-kevi-bahoaka.

Araka ny Lalàm-panorenana, tsy maintsy sivy ireo mpikambana ao amin’ny HCC : telo notendren’ny Filohan’ny Repoblika, roa notendren’ny Antenimierampirenena, roa avy amin’ny Antenimierandoholona ary roa hafa nofidian’ny Filankevitra ambonin’ny Fitsarana. Tsy maintsy mpahay lalàna izy ireo ary tsy maintsy efa nilona ela tamin’io tontolo io.

Fito taona no fe-potoam-piasan’ireo mpikambana, ary tsy azo havaozina, araka ny andininy faha-114 ao amin’ny lalàmpanorenana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter