Dans tous les bureaux de vote, on mentionne dans le PV les éléments suivants :
- L'heure d'ouverture du scrutin
- L'heure de la clôture du scrutin
- Le déroulement des différentes formalités prévues par la loi et tout incident survenu lors des opérations de vote
- Les listes d'émargement, les bulletins exprimés, les bulletins blancs et nuls, les bulletins contestés, les feuilles de dépouillement et de pointage. Les mandats des délégués, les attestations des observateurs et les ordres de mission doivent être annexés à ce PV.
Inona avy no tokony ho hita anatin’ny fitanana an-tsoratra aorian’ny fifidianana ?
Ho an’ireo biraom-pifidianana rehetra, tsy maintsy raketina an-tsoratra
- Ny ora nanombohan’ny fandatsaham-bato
- Ny ora nifaranan’ny fandatsaham-bato
- Izay zavatra mety nitranga nandritry ny fandatsaham-bato, na nampoizina na tsia
- Ny lisitr’ireo sonia, ny isan’ny vato nampiasaina, ny isan’ny vato manan-kery sy tsy manan-kery ary vato fotsy, ny taratasy nanaovana ny fanisam-bato, ny sonian’ireo délégué. Ny fahazoan-dalan’ny mpanara-maso tsirairay dia tokony ho hita anatin’ny PV ihany koa.