COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

©Studio Sifaka
Tendance des résultats de l'élection présidentielle 2023

Que faut-il savoir sur les résultats à l’élection présidentielle ?

Selon la loi relative à l’élection présidentielle à Madagascar, on distingue deux résultats : le résultat provisoire et le résultat définitif.  La CENI publie le résultat provisoire une semaine après que tous les plis fermés venant de tous les bureaux de votes ont été reçus. Quant à la proclamation officielle du résultat définitif, elle est effectuée par la juridiction compétente, c’est-à-dire la haute cour constitutionnelle dans un délai de 9 jours après la publication du résultat provisoire.

Pour ce faire, la HCC aura à spécifier par bureau de vote le nombre total des électeurs inscrits et des votants ; le nombre des bulletins blancs et nuls ; le nombre total des suffrages exprimés ; ainsi que le nombre des suffrages exprimés recueillis par chaque candidat. Selon les modalités fixées en conseil du gouvernement, la contribution de tout candidat ayant obtenu moins de 10% des suffrages, lors des résultats officiels du premier tour sera donc remboursé.

Studio Sifaka · 2023-11-14 DECRYPTAGE - RESULTAT ELECTORAL VM

Inona avy no tsara ho fantatra momba ny valim-pifidianana filoham-pirenena?

Raha araka ny lalàna mifehy ny fifidianana eto Madagasikara, dia misy karazany roa ny valim-pifidianana : ny valim-pifidianana vonjy maika sy ny valim-pifidianana ofisialy. Ny CENI no mamoaka ny valim-pifidianana vonjimaika, herinandro aorian’ny fandraisana ireo antontan-taratasy farany avy amin’ny biraom-pifidianana rehetra. Ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenanana kosa no manao fanambarana ofisialy ny valim-pifidianana ofisialy. 9 andro aorian’ny famoahana ny valim-pifidianana vonjimaika izy io no atao.

Mandritra izany fanambarana ofisialy izany, tanisain’ny HCC tsirairay isaky ny biraom-pifidianana ny isa totalin’ireo mpifidy voasoratra anarana, ireo tonga nifidy, ireo vato fotsy sy vato maty, ny isan’ireo vato narotsaka ary ireo vato azon’ny kandida tsirairay avy. Marihina fa averina amin’ireo kandida ny vola fandraisana anjarana nalohany raha toa ka nahazo vato latsaky ny 10% izy amin’ny valim-pifidianana fiodinana voalohany, araka ny fanapahan-kevitry ny filankevitry ny gouvernemanta.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter