Celui qui prend de force ou détourne les objets utilisés pour les élections, comme les papiers ou d’autres accessoires électoraux, ou les véhicules qui les transportent, peut être puni. La punition peut être de deux à six ans de prison et une amende de 1 millions à 10 millions d’ariary ou l’une de ces deux peines. Si cette personne utilise des armes apparentes ou cachées, la peine est plus sévère, entre cinq et dix ans de prison et une amende de 2 millions à 20 millions d’ariary. Et si ces armes sont utilisées, il pourrait y avoir des punitions encore plus sévères selon la loi.
Inona no sazy omen’ny lalà na ho an’ireo izay mangalatra taratasy sy fitaovana mifandraika amin’ny fandrotsaham-bato amin’ny fifidianana ?
Na iza na iza maka an-keriny na manodinkodina ireo fitaovana ampiasaina amin’ny fifidianana, toy ny taratasy sy fitaovana hafa ampiasaina amin’ny fifidianana, na ireo fiara mitondra an’izany, dia voasazy. Ka migadra roa hatramin’ny enin-taona an-tranomaizina sy mandoa lamandy iray tapitrisa ka hatramin’ny folo tapitrisa ariary, na iray amin’ireo sazy roa ireo. Raha mampiasa fitaovam-piadiana miafina na hita maso io olona io dia henjana kokoa ny sazy : dimy hatramin’ny folo taona an-tranomaizina ary onitra roa tapitrisa ka hatramin’ny roapolo tapitrisa ariary. Ary raha ampiasainy ireo fitaovam-piadiana ireo dia misy sazy henjana kokoa noho ireo voalaza ireo.