COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

©HCC
Les processus du traitement des contentieux

Comment la HCC traite les contentieux électoraux ?

 La Haute Cour Constitutionnelle statue sur les contentieux des opérations de référendum, de l’élection du Président de la République et des élections des Députés et Sénateurs. Si elle s’estime insuffisamment informée, elle peut rendre des arrêts ordonnant une enquête ou un supplément d’informations. Si elle déclare la requête recevable par la forme, elle examine par la suite le fond. Elle procède selon le cas : soit au rejet de la requête, soit à la réformation des résultats, soit à l’annulation des opérations des bureaux de vote concernés s’il a été prouvé que les faits ou les opérations contestées ont altéré la sincérité du scrutin et modifié le sens du vote émis par les électeurs. Ou encore, s’il y a eu violation flagrante des dispositions législatives ou réglementaires ou des prescriptions d’ordre public.

Studio Sifaka · 2023-12-05 DECRYPTAGE VM

Toy ny ahoana ny fitsaran’ny HCC ireo fitoriana manodidina ny fifidianana ?

Ny fitoriana mikasika ny fitsapan-kevi-bahoaka, ny fifidianana filoham-pirenena sy ny solombavambahoaka ary ny loholona no tsaran’ny Fitsarana Avo momba ny lalàm-panorenana sy amoahany didy. Raha hitan’ny HCC fa tsy feno ny porofo omena azy ireo dia afaka mamoaka didy hanaovana fanadihadiana misimisy kokoa izy ireo. Rehefa hitany fa azo raisina ny fitoriana, izany hoe mifanandrify amin’ny andraikiny dia miroso amin’ny fandinihana ny votoatiny amin’izay izy ireo. Misy didy maromaro azony raisina arakarak’ilay tranga. Toy ny hoe tsy mitombina ilay fitoriana, raha mitombina indray dia azony atao ny miroso amin’ny fanitsiana ny voka-pifidianana, na fanafoanana ny voka-pifidianana ao amin’ny birao fandatsaham-bato voaporofo fa manohintohina ny fahadiovan’ilay fifidianana na manova ny vokatra marina na mifanohitra amin’ny tokony ho izy ilay tranga.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter