COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

©Studio Sifaka
La commune urbaine d'Antananarivo

Que faut-il savoir sur les élections communales ?

Elles concernent l’élection des maires, des membres des conseils municipaux pour les communes urbaines et les membres des conseils communaux pour les communes rurales. Ces élections se tiennent tous le même jour, au cours d’un même scrutin. Pour l’élection du maire, le candidat qui se trouve à la tête de la liste et ayant recueilli le plus grand nombre de suffrages exprimés est élu maire. Au cas où les candidats obtiennent le même nombre de vote, le siège est attribué au plus âgé d’entre eux.

Les maires et leurs conseillers sont élus au suffrage universel direct pour un mandat de quatre ans. Toutefois, une proposition de loi modifiant la durée de leur mandat à cinq ans a été adoptée au niveau du Sénat à Anosy dernièrement. Le mandat actuel, qui devait prendre fin d’ici début 2024, pourrait donc être prolongé.

Studio Sifaka · 2023-12-14 DECRYPTAGES - ELECTION COMMUNALE VM

Inona no tsara ho fantatra momban’ny fifidianana kaominily ?

Ny fifidianana kaominaly dia midika hoe fifidianana ben’ny tanàna sy ireo mpikambana ho mpanolontsaina monisipaly, ho an’ny kaominina antanan-dehibe na mpanolontsaina kaominaly ho an’ny kaominina ambanivohitra. Atao amin’ny andro iray avokoa ireo fifidianana rehetra ireo. Raha miresaka ny fifidianana ben’ny tanàna isika izao, dia lany ho ben’ny tanàna izay kandida nahazo vato betsaka indrindra. Raha toa ka misy kandida roa samihafa samy mahazo vato mitovy, dia omena ny kandida be taona indrindra sy mendrika ny ho lany ny toerana.

Ny olom-pirenena misoratra anaty lisi-pidifidianana no mifidy ben’ny tanàna sy mpanolotsaina ireo, izay miasa ao anatin’ny efa-taona. Na izany aza, nisy tolo-dalàna manova izany ho dimy taona, nalefa holaniana eny anivon’ny antenimieran-doholona Anosy tamin’ity volana ity. Mety hihemotra araka izany ny faran’ny fe-potoana hiasan’izy ireo raha tokony hifarana amin’ny fiandohan’ny taona 2024 izao.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter