Toute personne se portant candidat à l’élection législative doit :
Avoir rempli les conditions requises par la Loi organique relative au régime général des élections et des référendums pour être électeur mais aussi être inscrit sur une liste électorale d'une circonscription du territoire national ;
Être de nationalité malagasy et domicilié sur le territoire de la République de Madagascar ;
Âgé de vingt et un ans révolus à la date du scrutin ;
Jouir de tous ses droits civils et politiques ;
N'avoir jamais été condamné pour crime ou délit sauf pour les homicides, blessures et coups involontaires à moins que ces infractions soient reliées à des délits de conduite en état d'ivresse ou des délits de fuite ;
Avoir rempli ses obligations fiscales et s’être acquitté de tous les impôts et taxes exigibles de toute nature ;
Avoir rempli ses obligations en matière de déclaration de patrimoine, pour toute personne concernée.
Iza avy moa izany no afak mirotsaka hofidiana solombavambahoaka?
Izay olona mirotsaka hofidiana ho solombavabahoaka dia tsy maintsy aloha, nahafeno ireo fepetra takian'ny lalà na mifandraika amin'ny lalà na mahakasika ny fifidianana sy ny fitsapan-kevi-bahoaka mba ho mpifidy ary misoratra ao anaty lisi-pifidianana.
Mizaka ny zom-pirenena malagasy ary monina eto Madagasikara ;
Iraika amby roapolo taona amin'ny datin'ny fifidianana ;
Manana ny zo sivily sy politika rehetra ;
Tsy mbola voaheloka noho ny heloka bevava na afa-tsy noho ny vono na ​​ratra tsy nahy, raha tsy hoe misy ifandraisany amin'ny fitondrana fiara anaty fahamamoana na ny fandosirana ireo fandikan-dalà na ireo ;
Nahaloa ny hetra araka ny tokony ho izy na inona na inona karazany ;
Nanatanteraka ny adidiny tamin’ny fanaovana ny fanambaram-pananana, ho an'izay olona voakasik'izany.