L’affichage relatif à la propagande est interdit avant six de l’ouverture de la campagne électorale. L’usage du drapeau national, quel que soit la forme, est également interdit. Il est punissable par la loi d’enlever, de déchirer ou d’altéré les affiches des candidats adverses. On ne peut pas mettre des affiches de propagande électorale dans les endroits publics autres que ceux prévus des emplacements exclusifs, destinés à recevoir des affiches électorales. Ces emplacements doivent être situés dans des endroits fréquentés habituellement par les électeurs mais largement éloignés des bureaux de vote. La taille des affiches et les modalités de leur apposition sont fixées par voie réglementaire. Aucune affiche ne peut être apposée après le jour et l’heure de clôture de la campagne électorale.
Ahoana ny lalà na momba ny afisy rehefa fampielezan-kevitra ?
Tsy mahazo mametaka afisy miendrika propangandy enim-bolana mialoha ny daty voatondro hisokafan’ny fampielezan-kevitra. Tsy azo atao ihany koa ny mametraka sainam-pirenena ao anaty afisy na toy ny ahoana na ahoana endrika hampiasana azy. Voararan’ny lalà na ary maha voasazy ny manongotra na mandrovitra na manindry ny afisin’ny kandidà mpifaninana. Tsy azo atao ihany koa ny mametraka afisy eny amin’ny fananam-bahoaka afatsy eo amin’ny toerana efa voatokana fametahana afisina propagandy. Atao amin’ny talaky maso ny afisy saingy tsy azo apetaka manakaikikaiky biraom-pifidianana. Ny refin’ny afisy sy ny filaharany dia faritana aorian’ny antsapaka. Tsy azo atao intsony ny mametaka afisy aorian’ny ora voatondro hikatonan’ny fampielezan-kevitra.