- Tout citoyen électeur, âgé de plus de vingt et un ans révolu, de nationalité malagasy,
- Il ou elle doit résider dans la commune où il souhaite se présenter
- Jouissant de ses droits civils et politiques et bien sûr, inscrit sur la liste électorale,
- Sans condamnation pour crime ou délit, conforme à la législation fiscale et ayant payé tous ses impôts et taxes des trois dernières années
Iza no afaka mirotsaka ho fidiana Ben'ny tanà na ?
- Olom-pirenena afaka mifidy, mihoatra ny 21 taona ary mizaka ny zompirenena malagasy
- Monina ao amin’ny kaominina hirotsahany hofidiana
- Misitraka manontolo ny zo maha olom-pirenena sy ara politika, izany hoe voasoratra ao anaty lisim-pifidianana ny anarany
- Tsy nisazy vokatry ny heloka bevava
- nahaloa ny hetra sy haba ara-dalà na nandritra ny telo taona farany