Il existe une légère différence entre la campagne électorale pour les élections présidentielles et les élections communales. Celle-ci commence 15 jours avant la date du scrutin et se termine 24 heures avant le jour du scrutin. En ce qui concerne les autres conditions comme l’affichage ou encore les réunions électorales, elles suivent les conditions générales de la campagne, propre à toute élection au suffrage universel direct, prévues par le code électoral.
Il est du devoir de la CENI d’assurer la répartition équitable des temps d’antenne gratuits ou payants ainsi que leur programmation de diffusion aux médias nationaux pour permettre à chaque candidat d’exposer son programme à l’attention des électeurs. Il en est de même pour l’usage des lieux et bâtiments publics autorisés.
Rappelons qu’il existe une caution à payer pour pouvoir participer aux élections municipales et communales. En 2019, celle-ci variait entre 600 000 ariary pour les conseillers communaux des communes ruraux, à 10 millions d’ariary pour les maires des communes urbaines hors catégorie comme la CUA. Pour 2024, cette caution sera définie par le conseil du gouvernement.
Ary manao ahoana ny fizotran’ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana ben’ny tanà na sy mpanolontsaina ?
Misy tsy mampitovy azy kely amin’ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana filoham-pirenena ny an’ny ben’ny tanà na sy mpanolontsaina. Manana 15 andro ireo kandida hanaovana izany, ary mifarana iray andro mialohan’ny fotoam-pifidianana. Ho an’ireo fepetra hafa toy ny fametahana afisy sy ny fanaovana famoriam-bahoaka indray, dia manaraka ny fepetra ankapobeny mikasika ny fampielezan-kevitra ho an’ireo fifidianana rehetra izany.
Ho an’ny famoahana ny fampielezan-kevitra amin’ny haino aman-jerim-panjakana ihany koa, dia ny CENI no miandraikitra ny fampitsinjarana ny fotoana handefasana izany avy ho an’ireo kandida isan’isany. Torak’izany ihany koa ny fampiasana ireo toerana sy tranom-panjakana nahazoan alalana.
Tsiahivina fa misy hatrany ny vola alohan’ireo kandida ahafahan’izy ireo mirotsaka. Tamin’ny taona 20219 izao, nanodidina ny 600 000 ariary izany ho an’ireo hirotsaka ho mpanolontsain’ny kaominina ambanivohitra. Hatramin’ny 10 tapitrisa ariary kosa ho an’ireo izay hirotsaka ho ben’ny tanà na. Mety hiova io vola io amin’ity taona ity, arakar’izay tapaka eny anivon’ny filan-kevitry ny governemanta.