Tout fonctionnaire d'autorité, civile ou militaire désirant se porter candidats est relevé de ses fonctions à compter de la date de publication de la liste officielle des candidats.
S’il est élu, il est placé de plein droit en position de détachement trente jours au plus tard après la proclamation officielle des résultats.
En cas de non élection ou au terme de leur mandat, ils sont réintégrés d'office dans leur département d'origine.
En revanche, toute autorité politique, les membres du Gouvernement, les Secrétaires Généraux et les Directeurs Généraux ainsi que leur adjoint. Les Directeurs des Institutions de la République et des Ministères qui se portent candidat aux élections communales ou régionales doivent démissionner de leurs fonctions à compter de la date de publication de la liste officielle des candidats.
Pareil pour ceux qui sont en fonction dans les régions, les mairies et le fokontany.
Â
Inona no fepetra hahafahana mirotsaka amin’ny fifidianana kaominaly sy isam-paritra?
Ny mpiasam-panjakana sivily na miaramila maniry ny ho kandidà dia esorina amin'ny asany manomboka amin'ny daty hamoahana ny lisitra ofisialin'ireo kandidà .
Raha lany izy dia miala vonjimaika amin’ny toerany izy ao anatin’ny telopolo andro aorian'ny fanambarana ofisialy ny voka-pifidianana.
Raha toa ka tsy lany anefa dia averina ho azy ao amin’ny toera-piasana niaviany izy ireo.
Na iza na iza kosa fahefana ara-politika, mpikambana ao amin’ny Governemanta, ny andrim-panjakan’ny Tetezamita, ny sekretera jeneraly sy ny tale jeneraly ary ny lefiny ary ny Talen’ny andrim-panjakana ao amin’ny repoblika sy ny minisitera izay kandidà amin’ny fifidianana kaominaly na isam-paritra dia tsy maintsy miala amin’ny asany manomboka amin’ny daty namoahana ny lisitra ofisialin’ireo kandidà .
Toy izany koa ho an’ireo izay mitana andraikitra eny anivon’ny faritra sy ny fiadidiana ny tanà na ary ny fokontany.