Non, le nombre de conseils municipaux et communaux varie selon le nombre de la population inscrite dans chaque commune :
Pour les communes urbaines
- 9 Conseillers municipaux dans les Communes urbaines dont la population est inférieure à 50 000 habitants
- 11 Conseillers pour les habitants entre 50 001 Ã 80 000
- 13 Conseillers à partir de 80.000 à 120 000 habitants
- 15 Conseillers à partir de 120.000 à 250 000 habitants
- 19 Conseillers si la population est supérieure à 250 000 habitants
Et 55 conseillers municipaux pour la commune urbaine d’Antananarivo Renivohitra, qui a un statut particulier.
Pour les Communes rurales
- 5 Conseillers dans les communes rurales dont la population est inférieure ou égale à 10.000 habitants
- 7 Conseillers dans les communes rurales dont la population est supérieure à 10.000 habitants
Mitovy ve ny isan’ny mpanolo-tsainan’ny tanana any amin’ireo kaominina rehetra?
Tsia, samihafa ny isan’ny mpanolo-tsaina any amin’ny kaominina ambanivohitra sy andrenivohitra sy araky ny isan’ny mponina.Â
Ho an’ny kaominina an-drenivohitra
- mpanolotsaina sivy raha toa ka latsaky ny dimy alina ny isan’ny mponina
- mpanolotsaina miisa iraika ambinifolo kosa raha eo anelanelan’ny dimy alina sy valo alina ny isan’ny mponina
- Telo ambinifolo ho an’ireo mponina iray sy valo alina hatramin’ny roa alina sy iray hetsy
- Dimy ambinifolo ho an’ny mponina iray sy roa alina sy iray hetsy hatramin’ny dimy alina sy roa hetsy
- Ary sivy ambinifolo ho an’ireo mponina mihoatran’ny dimy alina sy roa hetsy
Dimy amby dimapolo kosa izany ho an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.
Ho an’ny kaominina ambanivohitra kosa
- Mpanolotsaina dimy ho an’ny kaominina misy mponina hatramin’ny iray alina
- Fito kosa ho an’ireo hahitana mponina mihoatran’ny iray alina