Elles concernent l’élection des membres du parlement. Ces élections se tiennent deux mois après les élections présidentielles.
Se basant sur la loi régissant les élections à Madagascar, les candidats éligibles déposent leurs candidatures en trois exemplaires auprès du démembrement de la CENI au niveau du District, par le mandataire du parti politique ou par le candidat indépendant. Cela inclut également l’attribution de la caution.
Après, la liste officielle des candidats est affichée au siège de l’organe de vérification et publiée au Journal Officiel de la République de Madagascar.
Les électeurs convoqués aux urnes quatre-vingt-dix jours au moins avant la date du scrutin par décret pris en Conseil de Gouvernement. L’emplacement des bureaux de vote doivent être fixés dans tous les cas par délibération de la Commission Electorale Nationale au niveau du District, soixante (60) jours au moins avant la date du scrutin.
Notons que la campagne électorale commence vingt et un jour et prend fin vingt-quatre heures avant la date du scrutin et le mandat des Députés de l’Assemblée nationale est de cinq ans.
Inona avy ireo tokony fantarina makasika ny fifidianana solombavam-bahoaka ?
Roa volana aorian’ny fifidianana filoham-pirenena no hanatanterahana ny fifidianana solombavam-bahoaka.
Araka ny lalà na mifehy ny fifidianana eto Madagasikara, dia mametraka ny antontan-taratasiny any amin’ny sampan’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana eo anivon’ny Distrika, ataon’ny solontenan’ny antoko politika na ny kandidà tsy miankina ireo kandidà afaka milatsaka ho fidiana. Atao ao anatin’izany ihany koa ny hanomezana ny saran’ny firotsahana.
Aorian’izay dia apetraka eny amin’ny foiben’ny sampan-draharahan’ny fanamarinana ny lisitra ofisialin’ireo kandidà ary avoaka ao amin’ny Gazety ofisialin’ny Repoblikan’i Madagasikara.
Ho an’ny mpifidy dia ampanantsoina hifidy izy ireo farafahakeliny sivy folo andro mialoha ny datin’ny fifidianana amin’ny alalan’ny didim-panjakana navoakan’ny Filankevitry ny governemanta.
Ampahalalana 60 andro mialohan’ny fifidianana ny toerana misy ny birao fandatsaham-bato. Marihina fa maharitra iraika amby roapolo andro ny fampielezan-kevitra ary mifarana efatra amby roapolo ora alohan’ny datim-pifidianana izany. Dimy taona kosa ny fe-potoam-piasan’ny Solombavam-bahoaka.