COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

©Assemblée Nationale de Madagascar
Les rôles des députés

Quels sont les rôles d’un député ?

Les députés ont pour responsabilité de représenter les intérêts de leur circonscription respective, de participer à l'élaboration et à l'adoption des lois, de contrôler l'action du gouvernement et d'exercer diverses fonctions parlementaires. Chaque député, bien qu'élu pour représenter une circonscription spécifique, est un délégué de l'ensemble de la nation. Ainsi, que ce soit à l'Assemblée nationale ou dans sa zone d'élection, chaque député agit et s'exprime au nom du bien commun, plutôt qu'au nom d'un parti politique, d'un groupe d'intérêt ou d'une région particulière. Son travail s'étend à la fois au sein de l'Assemblée et dans sa circonscription. Dans cette dernière, le député se doit de rester à l'écoute de ses concitoyens, les rencontrant et les visitant. 

Studio Sifaka · 2024-01-25 DECRYPTAGE - RÔLES DES DEPUTES VM

Inona moa no asan’izany solom-bavamabahoaka izany ?

Tompon’andraikitra amin’ny fisoloan-tena ny tombontsoan’ny faritra misy azy avy ny solom-bavambahoaka. Mandray anjara amin’ny fandrosoana sy ny fandaniana lalàna, ny fanaraha-maso ny hetsika ataon’ny fitondram-panjakana ary ny fanatanterahana ny asan’ny parlemantera isan-karazany ihany koa izy. Ny Solombavambahoaka tsirairay, na dia voafidy hisolo tena ny boriborintany manokana aza, dia solontena ny firenena iray manontolo. Araka izany, na eny amin’ny Antenimieram-pirenena na any amin’ny faritra iadidiany, ny solombavambahoaka tsirairay avy dia tokony miasa sy maneho hevitra amin’ny anaran’ny tombontsoa iombonana, fa tsy amin’ny anaran’ny antoko politika, na vondron’olona na faritra manokana. Miitatra hatrany amin’ny faritra misy azy ny asany. Tokony mahay mihaino ny feon’ny mponina, mifampiresaka sy mifanakalo hevitra amin’ny mponina ihany koa ny solombavambahoaka.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter