L'Assemblée nationale est composée de 151 membres élus pour une durée de cinq ans au suffrage universel direct. Cette institution politique est dirigée par un président et compte six vice-présidents ainsi que deux questeurs.
Conformément à l'article 70 de la constitution de la IVème République, un décret pris en Conseil des Ministres détermine le nombre de membres de cette institution. En effet, ce décret permet également de déterminer la répartition des sièges sur l'ensemble du territoire national ainsi que le découpage des circonscriptions électorales. Il s'agit de redresser une carte électorale en fonction des nombres d’électeurs. C'est à partir de cela que le nombre de députés pour la circonscription est déterminé.
Manahoana ny firafitry ny antenimieram-pirenana ?
151 ny isan'ny dépiote mandrafitra ny Antenimieram-pirenena amin'izao, izay voafidy hiasa mandritry ny 5 taona. Mitantana io Andrim-panjakana io ny filohan'ny antenimieram-pirenena, filoha lefitre 6 ary kestiora 2.
Arakan'ny andininy faha 70 ny lalà m-panorenan’ny Repoblika faha 4, ny filankevitry ny minisitra no mamoaka ny didim-panjakana mamaritra ny isan'ny solombavambahoaka.
Io didim-panjakana io ihany koa no mamaritra ny isan'ny toerana sy ny isan'ny depiote amin'ny faripiadidina iray. Ny isan'ireo mpifidy no hamaritana ny isan'ny solombavam-bahoaka fidiana amin'ny toerana iray.