Echec : Fy Rakotomaharo, un jeune malgache de 21 ans est sacré Champion des Universités de France. Cet étudiant en première année à l’Université Paris-Saclay a participé pour la première fois à cette compétition et n’a connu aucune défaite, seulement un match nul contre Ilyas Msellek, un étudiant de l’Université Paris Dauphine.
Lutte : Raharison Roma, un lutteur malgache habitant en France est sacré Vice-Champion d’Afrique dans la catégorie – 86 kg. Il a perdu en finale contre un athlète égyptien.
Football : Ramalingom Alexandre rejoint l’équipe malgache pour la Coupe d’Afrique des Nations (CAN) 2021. Il s’agit d’un jeune de 26 ans, joueur issu du Club Royal Excelsior Virton en Belgique.
Muay-thaî : Le stage organisé par Fazaraly à Mahamasina pour les combattants malgaches s’est achevé ce weekend. Pendant trois jours, il leur a transmis des techniques de combat, des astuces en termes d’alimentation pour garder le poids, ainsi que des techniques d’échauffement.
Echec : Voahosotra ho tompon-dakan’ny Oniversiten’i Frantsa i Fy Rakotomaharo, tovolahy malagasy 21 taona, mpianatra taona voalohany ao amin’ny Oniversiten’i Paris-Saclay. Voalohany izy no nandray tamin’ity fifaninana ity ary nandresy foana nandritra ny lalao rehetra nataony ankoatran’ny ady sahala tamin’i i Ilyas Msellek, mpianatry ny oniversite Paris Dauphine.
Tolona : Voaosotra ho tompon-daka lefitr’i Afrika tao amin’ny sokajy latsaky ny 86 kg i Raharison Roma, mpanao tolona malagasy milaravinahitra any Frantsa. Niondrika manoloana ilay atleta ejypsianina izy teo amin’ny lalao famaranana.
Baolina kitra : Hanampy ny ekipa malagasy mandritra ny fiadiana ny tompon-dakan’ny Afrika Taranja baolina kitra amin’ny 2021 i Ramalingom Alexandre : tovolahy 26 taona, mpilalao avy ao amin’ny klioba Royal Excelsior Virton any Belzika.
Muay-thaî- Stage : tapitra ny fiofanana nokarakarin’i Fazaraly ho an’ny mpikatroka malagasy nandritra ny telo andro tao Mahamasina. Teknika fiady, fikafika fandrindrana sakafo hitazomana lanja, ary fihetsika fanafanana vatana no nampitaina tamin’izany.