Football : Les Barea de Madagascar U20 ont été convié au championnat de football U20 en Arabie Saoudite le 17 février au 5 mars prochain.
Bodybuilding : La formation des techniciens, coach et arbitre pour tous les clubs de Madagascar se tiendront le 27 et 28 février 2020.
Art Martial : Madagascar aura 9 représentants pour le K1 et le pancrace qui se tiendra à La Réunion le 29 février prochain.
Rugby : Les entraineurs ont reçu un certificat pour entraîneur de 3 ème catégorie après la formation donnée par Adama et Olivier Maigne du World Rugby.
Baolina kitra : Voaasa @ fiadiana ny amboaran’ireo tany Arabo latsaky ny 20 taona ny Barean’i Madagasikara, izay atao any Arabie Saoudite ny 17 Febroary h@ 5 martsa ho avy izao.
Bodybulding : Hisy ny fiofanana ho teknisianina, ho mpitantana ary ho mpitsara izay hatrehan’ireo klioba manerana an’i Madagasikara ny 27 sy 28 febroary 2020.
Tontolon’ny haiady :
Hanana solontena 9 mianandahy ny ekipa Malagasy handeha hiatrika ny K1 sy ny Pancrace , izay atao any La Reunion ny 29 febroary ho avy izao .
Baolina lavalava : Nahazo mari-pahaizana amin’ny mapanazatra sokajy faha 3 azy ireo ny mpiofana taorian’ny tombana nataon’i ADAMA sy Olivier Maigne izay mpampiofana avy World Rugby.