COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournal des sports / Sifflet

©AFP
LOgo du jeux olympique de Tokyo 2020.

Sifflet du 20 février 2020

Foot International : Les Barea de Madagascar auront un match pour le championnat U20 des pays arabes 2020 ce soir à 18h.

Foot national : Les matches préliminaires pour la Telma coupe de Madagascar vont commencer ce samedi et dimanche. Les équipes venant de toutes les régions de Madagascar auront à jouer 22 matches.

Art martial : La délégation qui représentera Madagascar pour les jeux olympiques 2020 à Tokyo pour le 22 et 23 février s’est envolée pour le Maroc hier pour les éliminatoires.

Volley Ball : Encore 2 équipes éliminées pour les malgaches durant le championnat de la confédération d’Afrique.



Baolina Kitra iraisam-pirenena : Androany @ 6 ora hariva indray no hiakatra kianja ny Barea Madagasikara latsiky ny 20 taona  @ ilay  fifaninanana  amboaran’ny tany arabo 2020.

Baolina kitra eto an-toerana : Hanomboka @ sabotsy sy alahady izao ny lalao savaranonando @ Telma coupe de MaDAGASIKARA  ka lalao 22 no atao @ ireo fotoana ireo izay hiparitaka @ faritra maro eto Madagasiakra.

Haiady : Nihazo an’i Maraoka omaly ireo delegasionina Malagasy handeha hiatrika ny dingana fifanitsanana hiakarana  any @ lalao Olympika 2020 izay atao any Tokyo ny 22 sy 23 febroary moa no hanaovana ity lalao ity.

Volley Ball : Niampy roa indray ny ekipa Malagasy raraka tamin’ny fiadiana ny amboaran’ny kaonfederasionina Afrikanina volley ball aty @  faritra fahafito.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter