- Football : 17 footballeurs sur les 25 sélectionnés chez les Barea risquent de ne pas pouvoir jouer contre la Côte d’Ivoire.
- Basketball : l’équipe nationale de basket rejoindra le Kigali au Rwanda pour la 2ème étape des éliminatoires au tournoi Afrobasket du 27 au 29 novembre prochain.
- Natation : Michael Rasolonjatovo et Mirana Rabarijaona représenteront Madagascar aux Jeux Olympiques de Tokyo.
- Baolina kitra : mpilalao 17 amin’ireo 25 ao amin’ny Barea no mety tsy afaka hifanandrina amin’ny Côte d’Ivoire.
- Basketball : ny 27 ka hatramin’ny 29 novambra ho avy izao any Rwanda no hiatrika ny dingana faharoa hiakarana amin’ny Afrobasket 2021 ny ekipam-pirenena.
- Lomano : Rasolonjatovo Michael sy Rabarijaona Murielle no solontenan’i Madagasikara amin’ny lalao olimpika any Tokyo eo amin’ny taranja lomano.