- Eliminatoires CAN 2021 : certains joueurs et membres du staff technique des Barea de Madagascar arriveront en Côte d'Ivoire ce soir et le 10 novembre dans la matinée.
- Organisation du tournoi handball espoirs sportifs de Tuléar en vue d’inciter les jeunes à pratiquer ce sport.
- Il a fallu attendre 7 ans pour que la ligue de volleyball Anôsy bénéficie d’une formation technique de la Fédération Malagasy du Volley ball.
• Ho tonga ao Côte d’Ivoire anio alina sy rahampitso 10 novambra maraina ny sasany amin’ireo mpilalao sy ny tompon’andraikitra ara-teknika mandrafitra ny Barean’i Madagasikara.
• Fifaninanana « handball espoirs sportifs de Tuléar », andiany voalohany entina hisintomana ireo tanora hankafy ity taranja ity.
• Fito taona aty aoriana vao tanteraka ny fitsidihan’ny federasionina sy ny fampiofanana ara-teknika ny ligy Anôsy eo amin’ny taranja volley Ball.