©AFP Une école de pétanque sera bientôt ouverte à Antananarivo.
vendredi 21 février 2020
- Madagascar participe souvent aux tournois internationaux de pétanque. Désormais, l’école de pétanque est ouverte et forme les relèves.
- Isan’ireo taranja mandray anjara matetika amin’ny fifaninana iraisam-pirenena indrindra ny fiadiana ny ho tompondaka erantany ny taranja tsipy kanetibe isika Malagasy. Efa misokatra ny sekoly ho an’ny tsipy kanetibe eto Madagasikara ary entina hijerana ireo mpandimby na « relève ».
- Malagasy Rugby : Antsoniandro Andrianorosoa, niofana manokana momba ny fitantanana amin’ny federasiona nandritra ny 6 taona tany Afrique du Sud.
- Malagasy Rugby : Antsoniandro Andrianorosoa a suivi, pendant six ans, une formation spécialisée en gestion au sein d’une fédération, en Afrique du Sud.