Tennis ambony latabatra : Nanomboka omaly ary hifarana amin’ny 30 desambra ho avy izao ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara etsy amin’ny lapan’ny kolotsaina sy ny fanatajahantena
Rugby à 7: Amin’ny 19 hatramin’ny 21 jona 2021 ny Makis vehivavy no hihazo an’i Monaco hiady ny tapakila hiakarana amin’ny lalao olimpika
Baolina kitra : Tanora manodidina ny 13 taona hatramin’ny 24 taona no miofona ho mpitsara ao amin’ny ligin’Atsinanana.
Tennis de table : Le championnat national toute catégorie en tennis de table a débuté hier au Palais des Sports Mahamasina. Cette compétation se poursuit jusqu’au 30 décembre 2020.
Rugby à 7 : Les Makis ladies s’envoleront pour Monaco du 19 au 21 juin 2021 pour tenter de gagner un ticket pour les jeux olympiques
Football : Des jeunes âgés de 13 à 24 ans dans la ligue Atsinanana suivent actuellement une formation pour devenir arbitres.